Accueil Société Fandoroana fako – Andoharanofotsy : toherin’ny mponina

Fandoroana fako – Andoharanofotsy : toherin’ny mponina

0
Fandoroana fako – Andoharanofotsy : toherin’ny mponina

Ahiana hiteraka haretina ny fivangonan’ny fako amin’ny toerana iray ao amin’ny kaominina Andoharanofotsy. Tsy eken’ny mponina ny fandoroana fako eny an-toerana, mitaraina ihany koa izy nohon’ny fivarinan’ny rano anatin’ny tranin’ireo eo amin’ny manodidina. Miantso fandraisan’andraikitra avy amin’ny kaominina manoloana izany ireto farany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici