Accueil Politique Fandraisana mpiasam-panjakana : tsy maintsy amin’ny alalan’ny fifaninana

Fandraisana mpiasam-panjakana : tsy maintsy amin’ny alalan’ny fifaninana

0
Fandraisana mpiasam-panjakana : tsy maintsy amin’ny alalan’ny fifaninana

Nampiatoana nandritra ny fotoana tsy voafetra ny fandraisana mpiasa tsy raikitra na ny ECD sy ny EFA. Tsy hisy intsony manombok’izao ny fandrasiana ho mpiasam-panjakana ivelan’ny fifaninana raha ny fanazavana azo teo anivon’ny minisiteran’ny asam-panjakana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici