Fandraisana ny Papa : hotsirihana manokana ireo fiara hiakatra eto Antananarivo

0

Hisy fitsirihana manokana hatao ireo fiara rehetra hitondra ireo mpino Kristianina avy any amin’ny faritra hiakatra eto Antananarivo amin’ny fotoana fandraisana ny Papa François. Ho fisorohana ny loza mety hitranga eny an-dalana no tanjona amin’izany.