Fandraisana ny Pape François : 95%n’ny asa no efa vita

0

Nijery ifotony ny fizotry ny asa eny Soamandrakizay Androhibe, toerana izay hanatanterahan’i Papa François ny lamesa lehibe amin’ny fahatongavanay hitsidika an’i Madagasikara ny filohan’ny repoblika RAJOELINA Andry sy ireo ray aman-dreny mpitarika ny ECAR, tamin’izany no nanamafisana fa ho vitaina mialohan’ny 20 Aogositra izao ny