Accueil Société Fandriampahalemana : hamafisina ny fiarahamiasan’ny vahoaka sy ny tafika malagasy

Fandriampahalemana : hamafisina ny fiarahamiasan’ny vahoaka sy ny tafika malagasy

0
Fandriampahalemana : hamafisina ny fiarahamiasan’ny vahoaka sy ny tafika malagasy

Mbola tsy tafapetraka ny fandriampahalemana amin’ny faritra maro eto Madagasikara. Isany lesoka ny tsy fandraisan’andraikitry ny mpitandro ny filaminanana eny ifotony. Ny fanamafisana ny fiaraha-miasan’ny vahoaka sy ny mpitandro ny filaminana arak’izany no nisongadina nandritra ny fanombohan’ny atrikasa ho fanatsarana ny fandriampahalemana eto Madagasikara, izay notanterahana tany amin’ny faritr’ITASY.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici