Fanendrena minisitra voalohany nandrafitra ny governemanta tetezamita: 10 taona androany

0

Feno 10 taona androany no nanendrena ireo minisitra 4 voalohan’ny governemanta tetezamita teo amin’ny kianjan’ny 13 Mai. Minisitra 4 no notendrena tamin’io fotoana io. Hiverenantsika ato anatin’ity fanadihadiana ity ny mikasika izay.