Accueil Politique Fanesorana ny tonia ambony ao amin’ny fitsarana tampony : tsy nanara-dalàna ny Filan-kevitry ny minisitra

Fanesorana ny tonia ambony ao amin’ny fitsarana tampony : tsy nanara-dalàna ny Filan-kevitry ny minisitra

0
Fanesorana ny tonia ambony ao amin’ny fitsarana tampony : tsy nanara-dalàna ny Filan-kevitry ny minisitra

Tsy manara-dalàna ny fanesorana ny tonia ambony ao amin’ny fitsarana tampony hoy ny mpisolovava azy. Tsy nisy ny firesahana mialoha tamin’ny filankevitra ambonin’ny mpitsara ary tsy fahefan’ny filohampirenena ihany koa ny fanesorana io tomponandraikitra io.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici