Accueil Société Fanjonoana : asa mbola mamelona ankohonana maro be

Fanjonoana : asa mbola mamelona ankohonana maro be

0
Fanjonoana : asa mbola mamelona ankohonana maro be

Samy manana ny antom-pivelomany ny isam-batan’olona eto Madagasikara. Na mpiasa tsotra, na mpiasa birao, na miankina na tsy miankina samy manana ny mahazatra azy hahafahana mamelona ny fianakaviana. Ny resadresaka nifanaovana tamin’ireo mpanjono ao Alaotra no ho entina aminao ao anatin’ity fanadihadiana ity.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici