Fanomanana fanadinana CEPE : efa vonona tanteraka

0

Efa vonona avokoa ny fanomanana ny fanadinana CEPE izay hatao rahampitso Talata manerana an’ i Madagasikara, raha ho an’ny CISCO Antananarivo manokana. Nihena 9% ny isan’ny mpiadina raha oharina tamin’ny herintaona, raha ny fanazavana azo hatrany. Tsy misy miova kosa ny fizotry ny fandaharam-potoana.