Fanomanana ny lanonam-pianianan’ny Filohampirenena vaovao : mizotra araka ny tokony ho izy

0

Mizotra araka ny tokony ho izy ny fanomanana ny lanonam-pianianan’ny filohampirenena Andry RAJOELINA amin’ny sabotsy ho avy izao. Ankoatry ny eny Mahamasina, ahitana taratra ny fihomanana amin’izay lanonam-panjakana izay ihany koa amin’ireo toeran-kafa eto antananarivo Renivohitra.