Accueil Economie Fanondranana entana: ambany ny taha ny taona 2018

Fanondranana entana: ambany ny taha ny taona 2018

0
Fanondranana entana: ambany ny taha ny taona 2018

Sarotra amin’ny mpisehatra sy mpandrahara Malagasy no manondrana entana any ivelany eto amintsika. Saika olana ara-taratasy sy lalam-barotra rah any fanadihadiana no sakana. Rah any tarehimarika manoloana io, ambany ny tahan’ny fanondranana entana ny taona 2018 teo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici