Fanotofana tany Ivato : manjaka ny tsindrihazolena atao amin’ny madinika.

0

Mitaraina ireo mponina ao Antsambilo Ivato Aeroport noho ny fanotofana ny tanimbary fiveloman’izy ireo. Tsy misy fifampiresahana, tsy misy fanazavana, avy hatrany dia fanotofana ny tany no miseho ary miasa andro aman’alina izy ireo.