Fanotofana tany tsy ara-dalàna : mihazakazaka eto an-drenivohitra

0

Mihazakazaka ny fanotofana tany ato anatin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Tao amin’ny Fokontany Saropody ao Androndra kely, miasa amin’ny alina ireo mpanototra, tsy fantatra hatreto ny tompon’ny tany.