Accueil Société Faran’ny taona 2018 : nitombo ireo naratran’ny lozam-pifamoivoizana sy ny tsy fitandremana

Faran’ny taona 2018 : nitombo ireo naratran’ny lozam-pifamoivoizana sy ny tsy fitandremana

0
Faran’ny taona 2018 : nitombo ireo naratran’ny lozam-pifamoivoizana sy ny tsy fitandremana

Ny tsy fitandremana na ny accident à responsabilité civil sy ny lozam-pifamoivoizana. Izay no isany nanamarika ny faran’ny taona 2018 raha ny antontanisa azo teny amin’ny HJRA androany. Nitombo izany raha ampitahaina tamin’ny taon-dasa raha ny fanazavana azo androany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici