Faritra Atsimo : mahavokatra ny tany

0

Na tsy ampy rano aza ny any amin’ny faritra Atsimo, azo atao ny mamboly legioma, araka ny andrana nataon’i Rakotobe Julien, 27 taona, monina ao amin’ny kaominina Nikoly, distrika Tsihombe. Maro amin’ny mponina any an-toerana anefa no tsy mahay ny teknika fambolena amin’ny tany kely rotsak’orana. Olana ihany koa raha ny fanazavana ny tsy fahampian’ny fitaovana. Ny mikasika izay no fanadihadiana entina aminao amin’ity manaraka ity.