Accueil Economie Faritra Itasy : 1 000 Ha no hanombohana ny fambolena Artémisia

Faritra Itasy : 1 000 Ha no hanombohana ny fambolena Artémisia

0
Faritra Itasy : 1 000 Ha no hanombohana ny fambolena Artémisia

Velaran-tany 1 000 Ha no hanombohana ny fambolena artemisia ao amin’ny faritra Itasy. Hisy ny fiaraha-miasa amin’ny tantsaha hanatanterahana izany ka vinavinaina hamokatra 1,5 T isan’hectara afaka enim-bolana.