FDJ : Lili RABIATA mpanao gazetin’ny KOLO TV no voalohany

0

Omaly maraina no nanolorana tamin’ny fomba ofisialy ny andiany faha-5 amin’ny FDJ na ny Formation des jeunes jouranalistes, programma iray iarahana amin’ny FES na ny Friedrich Ebert Stiftung tetsy Antaninarenina. I Lili Rabiata, Rédactrice en chef misahana ny toekarena sy sosialy eto amin’ny KOLO TV no voalohany tamin’ity andiany faha-5 ity.