Fe-potoana iasan’ny mpikambana HCC : Hihemotra 7 taona indray ?

0

Ny alakamisy lasa teo no namoy ny ainy ny mpikambana iray ao anatin’ny HCC. Efa notapahan’io Fitsarana io ihany anefa fa 7 taona manomboka amin’ny fanaovana fianianana farany ny mpikambana ny fe-potoana iasana. Hihemotra 7 taona aorian’ny fanaovanan’ny mpikambana vaovao hotendrena farany indray ve ny fe-potoana iasan’ireo mpikambana?