FEC faha-5 : mariky ny fahatokisan’ireo mpamatsy vola

0

Manamafy ny fahatokisan’ireo mpamatsy vola ny fanjakana Malagasy ny fankatoavan’ny Filan-kevim-pitantanan’ny Tahirim-bola iraisam-pirenenena ny famaranana ny fanadihadiana faha-dimin’ny fandaharan’asa FEC , na ny Facilité Elargie de Crédit, hoy ny teo anivon’ny Banky foiben’i Madagasikara. Maro ny asa hiompanan’ny vola kosa hoy ny solotena maharitry ny FMI eto Madagasikara.