Federation Malagasy de Football : lany ho filoha i RABEKOTO Raoul Arizaka

0

Tontolon’ny fanatanjahantena indray kosa, lany ho filohan’ny Fédération Malagasy ny Baolina kitra i REBEKOTO Raoul Arizaka nandritra ny fifidianana izay ho filohan’ny federasiona androany tany Ifaty Toliary, izy araka izany no hitantanana ity federasiona ity ao anatin’ny efatra taona manaraka.