FEFFI – EPP Analakely : nahodikodin’ny birao ny vola, hoy ireo ray aman-dreny

0

Tontolon’ny fanabeazana, ahian’ireo ray aman-drenin’ny mpianatra ao amin’ny EPP Analakely ho nahodikodin’ireo birao eo anivon’ny FEFFI na ny Farimbon’ny Ezaka ho an’ny Fahombiazan’ny Fanabeazana eny Ifotony ny volan’ny fikambanana eo anivon’ity sekoly ity. Tsy misy ny mangarahara, manjaka ny ramatahora hoy ireo ray aman-dreny.

REPONDRE

Please enter your comment!
Please enter your name here