Festival SOBAHYA 2019 : niavaka ny andiany faha-15

0

Manana ny lanjany manokana ary miavaka eo amin’ny hetsika ara-koltoraly fanao eto Madagasikara ny Festival Sobahya izay notanterahina nandritry ny 4 andro naomboka ny faha 12 hatramin’ny faha 15 septambra tany Katsepy. Tonga nanatrika izany avokoa ireo vahoaka maro avy amin’ny lafy valon’ny nosy ho an’ny andiany faha 15 ity.