Fetim-pirenena – Sénégal : natrehin’ny filohampirenena Andry RAJOELINA mivady

0

Nomarihina tamin’ity androany ity ny faha-59 taona nahazoan’i Sénégal ny fahaleovantena. Nahazo fanasana manokana avy amin’ny filoha Macky Sall hanatrika izany ny filohan’ny repoblika Andry RAJOELINA mivady.