Accueil Société Fetin’ny Pentekoty 2019  : nitombo ireo niharam-boina

Fetin’ny Pentekoty 2019  : nitombo ireo niharam-boina

0
Fetin’ny Pentekoty 2019  : nitombo ireo niharam-boina

Nitombo ireo niharam-boina nandritry ny fetin’ny Pentekoty 2019 raha ampitahaina ny tamin’ny taon-dasa. Olona 1 no maty , 14 voatery naiditra hopitaly raha ny antontanisa azo teny amin’ny HJRA ny marainan’ny Alatsinain’ny Pentekoty.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici