Accueil Société Fetin’ny Reny : manan- danja hatrany

Fetin’ny Reny : manan- danja hatrany

0
Fetin’ny Reny : manan- danja hatrany

Manan- danja hatrany, tsy ataon’ny olona mandalo fotsiny ny fankalazana ny fetin’ny Reny. Ho an’ny androany, niavaka ny tontolo andro hoan’ny ankamaroan’ny Reny nanontaniana. Ny zanaka etsy an- kilany, samy niezaka nampifalifaly ny Reniny raha ny fanazavana azo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici