Accueil Economie FHORM : “ ilaina ny fivondronan’ny mpisehatra ahitana vahaolana maharitra “

FHORM : “ ilaina ny fivondronan’ny mpisehatra ahitana vahaolana maharitra “

0
FHORM : “ ilaina ny fivondronan’ny mpisehatra ahitana vahaolana maharitra “

Ilain’ireo mpisehatra amin’ny tontolon’ny trano fandraisam-bahiny, trano fisakafoanana sy trano fisotroana ny mivondrona ahafahan’izy ireo mivondrona amin’ny firesahana amin’ny fitondram-panjakana. Indrindra ao anatin’izao fotoana entina manarina ny seha-piharian’izy ireo izao. Izay raha ny fanazavan’ny filohan’ny filankevim-pitantanan’ny FHORM androany.