Accueil Politique Fiadidiana ny repoblika : mpanolotsaina akaiky ny fitondrana teo aloha maro no notsoahana

Fiadidiana ny repoblika : mpanolotsaina akaiky ny fitondrana teo aloha maro no notsoahana

0
Fiadidiana ny repoblika : mpanolotsaina akaiky ny fitondrana teo aloha maro no notsoahana

Maherin’ny 50 ireo mpanolotsaina teo anivon’ny fiadidiana ny repoblika voatsoaka omaly alina. Ireo minisitra tsy nahazo toerana intsony taorian’ny fanoloana azy no ankamaroany. Indrindra ireo niara-niasa tamin’ny filoha teo aloha sy ny fitondrana HVM.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici