Fianarantsoa : fotodrafitrasa maro no natomboka

0

Napetraky ny Filohan’ny Repoblika androany ny vato fotofra, mariky ny fanombohan’ny asa fananganana Fonja vaovao eto Fianarantsoa. Nambarany nandritra izany fa hisy ny famotsoran-keloka ankoatr’ireo nanao heloka be vava sy nangala-bolam-panjakana. Etsy ankilany, napetraka androany ihany koa ny vato fehizoro, hisantarana ny fanamboarana ny Epp manarapenitra eto Fianarantsoa. Ankoatr’ireo nanolotra fitaovana maro ho an’ny vahoaka eto an-toerana ihany koa ny tenany tamin’ity androa ity.