Accueil Politique Fiandrasana ny voka-pifidianana : tokony ho tony ny rehetra

Fiandrasana ny voka-pifidianana : tokony ho tony ny rehetra

0
Fiandrasana ny voka-pifidianana : tokony ho tony ny rehetra

Tokony samy hametraka ny fitoniana eny amin’ny firenena ny rehetra indrindra fa ireo kanidà nisotsaka ho fidiana nandritra ny fifidianana kaominaly lasa teo amin’ny fiandrasana ny voka-pifidianana ofisialy ary samy tokony hanara-dalàna avokoa ny rehetra raha ny fanehoan-kevitry ny solombavambahoaka.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici