Fianianan’ny Filoha Macky Sall androany : filohampirenena maro no nanatrika

0

Tontosa tamin’ity androany ity tao amin’ny CENTRE EXPOS DIAMNIADIO-Senegal ny fianianan’ny filohampirenena Senegalais Macky Sall. Filohampirenena maro no tonga nanatrika izany toa ny filoha Andry Rajoelina. Nanambara ny Filoha Macky Sall fa fotoana izao hiaraha-mientana hisian’ny fampandrosoana aty Afrika.