Accueil Société Fiara ahitana « Plaque châssis » hosoka : hogiazina avy hatrany

Fiara ahitana « Plaque châssis » hosoka : hogiazina avy hatrany

0
Fiara ahitana « Plaque châssis » hosoka : hogiazina avy hatrany

Hotsirihana manokana ny fiara ahitana takela-pamantrarana manokana na « plaque chassis » hosoka manombok’izao. Hiafara amin’ny figiazana ny fiara ny fepetra raisiny hoy foibe fitsarana fiarakodia. Tanjona ny hamongorana ny fifamezivezen’ireo fiara halatra sy tsy manara-dalàna eto Madagasikara.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici