Fiarabe mpitatitra tany : tsy mazava ny fomba fiasan’ny CUA

0

Tsy mazava ny fomba fiasan’ny kaominina manoloana ny fivezivezen’ireo fiarabe mpitatitra tany eto Andrenivohitra. Ny lalàna anefa no tokony hampiharina ka iharan’ny sazy avokoa izay rehetra mandika izany.