Accueil Société Fiatrehana ny Coronavirus : nahazo 3 Tapitrisa sy 6 hetsy dolara i Madagasikara

Fiatrehana ny Coronavirus : nahazo 3 Tapitrisa sy 6 hetsy dolara i Madagasikara

0
Fiatrehana ny Coronavirus : nahazo 3 Tapitrisa sy 6 hetsy dolara i Madagasikara

Nahazo famatsiam-bola mitentina 3 Tapitrisa sy 6 hetsy dolara avy amin’ny banky iraisam-pirenena hiatrehana ny fihanaky ny Coronavirus i Madagasikara. Hizara 2 mazava ny ampiasaina ny vola ka laharampahamehana anatin’izany ny fanamafisana ny fanaraha-maso.