Accueil Société Fiatrehana ny Coronavirus : vonona i Madagasikara hoy ny Praiminisitra

Fiatrehana ny Coronavirus : vonona i Madagasikara hoy ny Praiminisitra

0
Fiatrehana ny Coronavirus : vonona i Madagasikara hoy ny Praiminisitra

Vonona i Madagasikara amin’ny fiatrehana ny tsimokaretina Coronavirus raha sanatria ahitana tranga eto an-toerana hoy ny Praiminiistra Ntsay Christian tamin’ity androany ity teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato. Hamafisina ihany koa ny fepetra amin’ireo seranam-piaramanidina sy seranan-tsambo rehetra.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici