Accueil Politique Fifanarahana politika : manjavozavo tanteraka

Fifanarahana politika : manjavozavo tanteraka

0
Fifanarahana politika : manjavozavo tanteraka

Tsy fantatra mazava ny marina mahakasika ny fisian’ny fifanarahana politika teto Madagasikara hatramin’izao. Nambaran’ny filohan’ny CFM na ny Conseil du Fampihavanana Malagasy nandritra nyfankalazana ny fetim-pirenena frantsay, fa tsy anjaran’ny CFM ny fanaovana izany, ny fampifanantonana ireo mpanao politika no nataon’ny CFM raha ny fanazavana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici