Accueil Politique Fifidianana 2018 : tsy tokony hisy ny sakatsakana amin’ny filatsahana ho fidiana.

Fifidianana 2018 : tsy tokony hisy ny sakatsakana amin’ny filatsahana ho fidiana.

0
Fifidianana 2018 : tsy tokony hisy ny sakatsakana amin’ny filatsahana ho fidiana.

Niteraka resa-be tato ho ato ny filazana fa misy ny sakatsakana amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena ny taona 2018.  Naneho ny heviny ireo tanora avy amin’ny Antoko Malagasy Miara-Miainga ary nilaza fa tsy tokony hisy izay sakatsakana izay. Mety hiteraka korontana sy krizy vaovao ho an’ny firenena izany, hoy izy ireo. Nanamafy izany ihany koa ny solontena maharitry ny Vondrona Eoropeana monina sy miasa eto amintsika.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici