Fifidianana Ben’ny Tanàna : nifanarana androany ny fanaterana antontan-taratasy

0

Nifanarana androany ny fanaterana antontan-taratasy firotsahana hofidiana ho ben’ny tanàna sy mpanolon-tsain’ny tanàna teny amin’ny OVEC rehetra manerana ny nosy. Raha ny zava-nisy, nisafidy ny andro farany avokoa ny ankamaroan’ireo kandidà vao nametraka ireo antontan-taratasy firotsahana. Fanampim-panazavana.