Fifidianana Filohampirenena : efa dodona ny olompirenena

0

Hiroso amin’ny fifidianana ny vahoaka malagasy afaka volana vitsy. Fifidianana izay hanehoan’ny tsirairay ny safidy malalaka an’izay filohampirenena hitondra azy. Vondrona maro no mirotsaka hanaramaso ny fifidianana ankehitriny, mba hitoetra tokoa ny fifdianana madio, mangarahara ary eken’ny rehetra.