Fifidianana filohampirenena: Mitady paikady hanemorana azy ny mpitondra.

0

Miteraka adihevitra ary mampametrampanontaniana ny mpanara-baovao ny mikasika ny fifidianana solombavambahoaka. Mitana ny sain’ny maro sy ireo mpisehatra rehetra ihany koa ny firosoana amin’ny fifidianana filohampirenena mialoha an’io fifidianana solombvambahoaka io. Tranga izay nakatoavin’ny HCC fa mifanaraka amin’ny lalampanorenana.