Fifidianana : ilaina ny fanajana lalàna

0

Miompana amin’ny fampanarahana ny lalàna ny fanaraha-maso amin’ny fifidianana tontosain’ireo fiarahamonim-pirenena. Etsy ankilany rahampitso no ho avy eto Madagasikara ny eo anivon’ny OIF na ny Organisation Internationale de la Francophonie.