Fifidianana kaominaly : efa nisy nanomboka ny fisarihana laharana

0

Laharana faha efatra ao anaty bileta tokana no misy ny kandidà avy amin’ny IRK Naina ANDRIANTSITOHAINA mandritra ny fifidianana ben’ny tanàna ho avy izao, tontosa io maraina io ny antsapaka teny amin’ny foiben’ny OVEC Antananarivo Renivohitra teny Nanisana.