Fifidianana kaominaly : efa tomombana avokoa

0

Efa tomombana avokoa ny fanomanana ny fifidianana kaominaly izay hotanterahina ho an’ny androan’ny rahampitso. Efa voaparitaka avokoa ireo fitaovana rehetra ilaina manerana ny nosy, ny fizotry ny fandatsaham-bato sy ireo tsara ho fantatra ho an’ny andron’ny rahampitso no entina aminao ao anatin’ity fanadihadiana ity.