Fifidianana kaominaly : hihemotra amin’ny fotoana tsy fantatra

0

90 andro mialohan’ny daty hanatanterahana fifidianana, no tokony hivoaka ny didimpanjakana avy amin’ny filan-kevitry ny governemanta miantso ny mpifidy handatsa-bato. Tsy nisy io didimpanjakana io, noho izany hihemotra amin’ny fotoana mbola tsy voafaritra ny fifidianana Ben’ny tanàna.