Fifidianana kaominaly : ho tontosaina ny Alatsinainy faha-28 oktobra 2019

0

Miankina amin’ny isan’ny mponina sy ny isan’ny mpanolotsaina ao aminy no handoavan’ireo kandida hilatsaka ho ben’ny tanàna ny tetibola tokony haloa amin’izany. Ndeha harahintsika ato anatin’ity fanadihadiana ity ny andininy mahakasika izay.