Fifidianana kaominaly : miandry ny lisitry ny kandidà ofisialy ny rehetra

0

Aorian’ny famoahan’ny CENI ny lisitra ofisialy, mazava ny voalazan’ny lalàm-panorenana amin’ny andininy faha-64 fa tsy maintsy mametra-pialana ny mpikambana eo anivonny governemanta nirotsaka hofidina. Tsy voatery mametra-pialana kosa ankilany ny solombavambahoaka nirotsaka ho fidiana ho ben’ny tanàna.