Fifidianana kaominaly : nahazo famatsiam-bola

0

6 andro sisa higadona ny androm-pifidianana Ben’ny tanàna sy mpanolotsaina manerana an’i Madagasikara. Mioso ny fanomanana rehetra amin’izao fotoana izao, nahazo fanampiana ara-bola avy amin’ny fanjakana Norvezianina entina hikarakarana ity fifidianana ity ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana amin’ny alalann’y tetik’asa SACEM.