Accueil Politique Fifidianana Kaominaly : taratasy firotsahan-kofidiana 31 no voarain’ny OVEC

Fifidianana Kaominaly : taratasy firotsahan-kofidiana 31 no voarain’ny OVEC

0
Fifidianana Kaominaly : taratasy firotsahan-kofidiana 31 no voarain’ny OVEC

6 andro mialohan’ny hikatonan’ny fandraisana ireo antontan-taratasy firotdahana ho kandidà amin’ny fifidianana Kaominaly dia antontan-taratasy firotsahana 31 hatreto no vaoarain’ny OVEC miisa 114 manerana ny Nosy, raha ny nambaran’ny CENI androany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici