Fifidianana solombavambahoaka : namoaka vokatra vonimaika ny CENI

0

Namoaka ny voka-pifidianana vonjimaika tamin’ny fifidianana solombavambahoaka ny teo anivon’ny CENI androany tetsy amin’ny foiben-toerana Alarobia. 40,71% ny tahampahavitrihana manerana an’i Madagasikara. Nahazo maro an’isa ny kandidà IRD na ny Isika Rehetra miaraka amin’i Andry Rajoelina.