Fifidianana solombavambahoaka : nanara-maso akaiky ny CENI

0

Nidina ifotony nijery ny fizotran’ny fifidianana sy nanara-maso akaiky izany ny teo anivon’ny CENI sy ireo vondrona mpanara-maso fifidianana iraisam-pirenena tamin’ity androany ity. Fari-pifidianana maromaro no notsidihina tamin’izany. Amin’ny ankapobeny, nilamina ny fifidianana singy narisarisa ny olompirenena nanatanteraka ny adidiny.