Accueil Politique Fifidianana Solombavambahoaka : natao androany ny atsapaka.

Fifidianana Solombavambahoaka : natao androany ny atsapaka.

0
Fifidianana Solombavambahoaka : natao androany ny atsapaka.

Araka ny tetiandro napetraky ny CENI, notanterahina androany ny « atsapaka » amin’ny filaharan’ireo kandidà Solombavambahoaka ao anaty biletà tokana. Natao teo imason’ny kandida sy ireo mpanohana azy tsirairay avy ny fikarakarana rehetra, ho enti-milaza fa nangarahara tanteraka ny « atsapaka ».

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici